Posté sur avril 28, 2008 par witched
Hiova fijery kely angamba isika amin’ity sehatra iray izay efa fantatry ny besinimaro ity. Amin’ny ankapobeny dia mizara sehatra maromaro ny antsoina hoe fitiavana fa ny fitiavana eo amin’ny olon-droa no ho resahina eto.
Ah, l’amour!
Isan’ny zavatra iray tena goavana miseho eo amin’ny fiainantsika ny antsoina hoe fitiavana indrindra rehefa tonga eo amin’ny fotoana hitsiriany izy, izany [...]
Archivé sous: Uncategorized | Laisser un commentaire »
Posté sur avril 26, 2008 par witched
Amin’izao fotoana izao, arakaraky ny fivoatran’ny teknolojia eto Madagasikara dia tsara ny mampahafantatra antsika ny fivoatran’ny fialambolin’ny tanora. Ho jeretsika kely eto angamba ny fisehon’izany eo amin’ny karazan’ireo tanora roa misongadina amin’ny ankapobeny, dia ny tanora ambanivohitra sy ny tanora an- drenivohitra.
Matetika dia miainga amin’ny fomba fitaizan’ireo Ray aman-dreny sy ny fahefan’izy ireo ihany koa [...]
Archivé sous: Uncategorized | 3 Commentaires »