Ny fitiavana

Hiova fijery kely angamba isika amin’ity sehatra iray izay efa fantatry ny besinimaro ity. Amin’ny ankapobeny  dia mizara sehatra maromaro ny antsoina hoe fitiavana fa ny fitiavana eo amin’ny olon-droa no ho resahina eto.
Ah, l’amour!
Isan’ny zavatra iray tena goavana miseho eo amin’ny fiainantsika ny antsoina hoe fitiavana indrindra rehefa tonga eo amin’ny fotoana hitsiriany izy, izany [...]